Mbot - Fihetsehana - Manoritra telo-zoro
Fitaovana
penina iray
Fitaovana ahafahana mametraka penina amin'ny mBot
Zavatra ilaina
mBot iray
solosaina fisaka iray misy ny rindra-kajy mblock
Dingana 1 : Hampifandraiso ny mBot sy ny solosaina fisaka ary sokafo ny rindra-kajy fandrindrana azy
(Ilay zoro eny ambony havanana no bokotra natokana amin'izany)
Dingana 2 : Ampiasao ny peninao
Mitadiava hevitra hametrahana ny penina eo amin'ny mBot.
Dingana 3 : Mitadiava hevitra hanoritana ny telo zoro
Ampiasao ny "répéter / faire" sy ny "vers l'avant".
Ovay ny lanjan'izy ireo.
Manaova fampitahana.