mBot - Fampiasana azy voalohany

Zavatra ilaina

mBot iray

solosaina fisaka misy ny rindra-kajy mBlock iray.

Dingana  1 : Atsangano ny mBot

Jereo ao amin'ny rindra-kajy ny torolalana fananganana azy.

Dingana  2 : Hampifandraiso amin'ny rindra-kajy ny mBot

(Ilay zoro eny ambony havanana no bokotra natokana amin'izany)

Dingana  3 : Fantaro izay fihetsika mety ho vitan'ny mBot

Sokafo ny rindra-kajy ary potsero ny bokotra "Créer"

Hampandrosoy ny mBot, ahemory, mivilia havia sy havanana.