mBot - Fihetsehana - Manoritra faribolana

Fitaovana

Penina iray

Fitaovana ahafahana mametraka penina amin'ny mBot

Zavatra ilaina

mBot iray

Solosaina fisaka iray misy ny rindra-kajy mblock

Dingana  1 : Hampifandraiso ny mBot sy ny solosaina fisaka ary sokafo ny rindra-kajy fandrindrana azy

(Ilay zoro eny ambony havanana no bokotra natokana amin'izany)

Dingana  2 : Apetaho ny penina

Mitadiava hevitra hametrahana ny penina eo amin'ny mBot.

Dingana  3 : Manoritra faribolana

Ao amin'ny sokajy "Se déplacer", ampiasao ny bloc "vitesse de la roue gauche à ___ et vitesse de la roue droite à ___".

Ataovy samihafa ny lanjan'izy ireo.

Jereo ary ataovy ny fampitahana ny vokatr'izany.

Manandrama ihany koa mampiasa ny bloc "___ le moteur DC tourne à la vitesse de ___"