VII. Fangalana données cartographiques amin’ny toerana iray

Hanamora sy ahafana manoritra ireo trano sy ireo zavatra hita maso hafa dia ilaina ny mampiditra fonds de cartes na ihany koa sary azo avy amin'ny zana-bolana.

Fitaovana

Solosaina misy internet sy solosaina misy JOSM.

Files

Dingana  1 : Fangalana données cartographique

Ilaina ny mitady ny toerana tiana hanaovana ny sarintany.

  • Cliquer -na ilay “Tondro midina” miloko maitso  sary_down
  • Miditra eo aminy “Rechercher un lieu”.
  • Soraty eo ilay efitra mifanandrify amin’ilay hoe “Nom du lieu à rechercher” ny toerana safidianao.
  • Rehefa voasoratra ilay toerana dia cliquer –na ilay soratra hoe « Rechercher» eo amin’ny ilany ankavanana.
  • Cliquer-o eo ambany ilay anaran-toerana tadiavinao.
  • Miverena any amin’ny « carte de glissante» ary farito amin’ny souris izay toerana ho atao sarintany.
  • Hamaranana izany dia cliquer-o eo amin’ny « télécharger ».

Fanamarihana: raha toa ka tsy mbola nisy nampiditra tao anatin'ny angondrakitra ny toerana notadiavinao dia tsy hitan'ny fikarohana.