XI. Fampidirana greffon "utilsplugins2"

Ny greffon "utilsplugins2" dia fanampin'ireo fitaovana fampiasanao ato amin'ny JOSM. Ny fampidirana izany no hianarana eto.

Fitaovana

Solosaina misy JOSM sy internet

Files

Dingana  1 : Mampiditra utilsplugins2

Ho fanampiana ireo fitaovana efa fampiasanao ato amin'ny JOSM dia ilaina ary tsara raha hampidirina ny greffon:

  • Utilsplugins2

Mitovy tsy misy hafa amin’ny fampidirana ilay buildings_tools ny fanaovana izany. Miova ho "utilsplugins2" ny soratra soratana teo amin'ny dingana faha -4.