mBot - Fihetsehana - Manoritra 9

Fitaovana

penina iray

fitaovana hametrahana penina eo amin'ny mBot

Zavatra ilaina

mBot iray

solosaina fisaka misy ny rindra-kajy mBlock

Dingana  1 : Hampifandraiso ny mBot sy ny solosaina fisaka ary sokafo ny rindra-kajy fandrindrana azy

(Ilay zoro eny ambony havanana no bokotra natokana amin'izany)

Dingana  2 : Apetaho ny penina

Mitadiava hevitra hametrahana ny penina eo amin'ny mBot.

Dingana  3 : Manoritra 9

Ampiasao ny bloc mampandroso ary ireo izay efa nampiasaina tamin'ny fanoritana ny faribolana (ampiasao ihany koa *attendre__sec* ahafahanao ny mandrindra ny fotoana)